« Nofaizin’i Jehovah mafy aho, nefa tsy natolony ho amin’ny fahafatesana » Mila famaizana hianao satria zanaka. Aza hadinoina anefa fa ny manafay anao dia Andriamanitra Rainao any an-danitra. Raha tra-pahoriana mavesatra hianao, dia mihevitra izany ho loza, fa ekeo hofamaizana ilainao…