» Ny fahaleovanay dia avy amin’Andriamanitra izay efa nampahaleo anay » Ity teny ity dia sady mampahery tena no mampahasahy. Tsy misaraka na oviana na oviana ny fanetre-tena sy ny fahasahiana. Raha tsy misy ny fanetre-tena dia tsy misy ny fahasahiana…