« Andriamanitra, Rain’ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra » II korintiana 1.3 Anaran’Andriamanitra koa izany : Mpamindra fo sy Mpampionona. Tena mahafinaritra izany teny roa izany. Samy ilaiko tokoa ireo roa ireo..Rain’ny famindram-po. Ny famindram-po sy ny fahasoavana rehetra dia avy amin’Andriamanitra….