« Fa tahaka ny iombonanareo ny fahoriana no iombonanareo ny fampiononana koa » II korintiana 1.7 Raha fahoriana ihany no azon’ny zanak’Andriamanitra dia ho anjara ratsy mavesatra izany. Ny mpianatr’i Jesosy rehetra dia tsy maintsy ho azom-pahoriana, kanefa fomba maro samy hafa…