« Ary raha natomboka ny nanaterana ny fanatitra ho dorana, dia natomboka koa ny fihirana ho an’i Jehovah. » II Tantara 29.27 Tamin’ny fotoam-pivavahana tao amin’ny Israely dia misy fandaharana araka ity voalaza ity. Nefa, na aiza na aiza, no misy…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11