« Ary indro nisy vehivavy anankiray izay efa narary roa ambin’ny folo taona, nankeo ivohony, ka nanendry ny somotraviavin-dambany. » Nankao ivohon’i Jesosy ity vehivavy ity fa natahotra sao holavin’i Jesosy, angamba natahorany koa ny hifanatri-maso tamin’i Jesosy, sao ho hitany izay…