« Tongava aminareo araky ny finoanareo » Matio 9.29 Tsy mba mora akory ny mitsangana eo an-tsampan-dalana ka tsy mahalala ny làlana hombana. Ny mifidy làlana diso dia mety mahatonga fijaliana tsy nampoizina ary manary fotoana maro foana. Fa izay matahotra an’i…