« Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin’ny andro fahoriana ka mahalala izay mialoka aminy » Nahoma 1.7 « Tsara Jehovah » Amin’izany no anaovako hoe : eny, eny, eny, tsara Jehovah. Matetika dia tsy mahatoky aho, tsy miraika, mangatsiaka. Ao am-poko dia misy zava-dratsy. Fa Jehovah…