26 FEBROARY « Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin’ny andro fahoriana Izy. Hampiery ahy amin’ny fierena ao an-dainy Izy » Salamo 27,5 Raha tahiny ao ivelan’ny trano isika no misy andro ratsy : ranonorana, tafio-drivotra, kotroka, tselatra dia tsara ny miditra ao…