« Koa raha misy famporisihana ao amin’i Kristy, raha misy fampiononana avy amin’ny fitiavana, raha misy firaisana amin’ny Fanahy, raha misy famindram-po sy fiatrana, dia tanteraho ny fifaliako. » Filipiana 2.1 Misy fanontaniana eto, nefa tsy misy valiny. Eritrereto dia hanan-kavaly hianao….