« Ary sedra nisy mpisorona anankiray nidina tamin’izany làlana izany, ary raha nahita an-dralehilahy izy dia nandalo azy » Lioka 10.31 Mahamenatra ity hoy isika raha mamaky azy. Pastora ve ? Manantena asa soa avy amin’ny pastora mandrakariva ny olona, kanefa indrisy fa…