« Nanandratra ny masony ho amin’ny lanitra Jesosy ka nanao hoe : Ray ô, tonga ny fotoana ; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan’ny Zanaka Anao. » Tonga ny fotoana dia ny fotoana lehibe amin’ny fotoana rehetra. Fotoan’ny fijaliana sy ny fietrena. Hoy ny tenin’i…