« Matoky indrindra aho fa izay nanomboka asa tsara tao anatinareo no hahatanteraka izany mandrapihavin’ny andron’i Jesosy Kristy » Ny asa rehetra ataon’Andriamanitra dia tsy misy avelany ho tsy tanteraka. Rehefa avy namorona ny zavatra rehetra Izy, dia voalaza hoe: Vitan’Andriamanitra ny…