« Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra izay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao. » Manondro an’i Jesosy i Jaona eto hoe : « Indro ny Zanak’ondrin’ Andriamanitra. » Aza mijery ny manodidina anao hianao fa ho varian-kevitra. Aza mijery ny tenanao hianao fa ho kivy. Aza miondrika…