Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : janvier 2020

Salamo 27 : 1

Publié par FLM Le Mans le 31/01/202028/01/2020 dans VATSY ANIO

« Jehovah no fahazavako. » Ry Jehovah ô, aza avela ho ao amin’ny maizina ny fanahiko. Aza manaisotra ny fahazavanao amiko. Sady mangatsiaka no maizina izao tontolo izao. Maro amin’ireo zavatra nanazava ahy ka nahafinaritra ahy no efa nesorinao, ka…

Filipiana 2 : 14

Publié par FLM Le Mans le 30/01/202028/01/2020 dans VATSY ANIO

« Ataovy ny zavatra rehetra amin’ny tsi-fimonomononana. » Tsy rariny ho an’ny kristiana ny mimonomonona. Ny toerana iasanareo dia mety tsy ho mora, ary maro ny fahasahiranana mahazo anao isan’andro, ka tsy mahagaga raha sasatra hianao. Fa raha izay no…

Isaia 1 : 18

Publié par FLM Le Mans le 29/01/202027/01/2020 dans VATSY ANIO

 » Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah : na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza dia ho tahaka ny volon’ondry fotsy. «  Fitiavana mahagaga ity. Famindrampo…

1 Korintiana 4 : 12-13

Publié par FLM Le Mans le 28/01/202027/01/2020 dans VATSY ANIO

<< Raha tevatevaina izahay, dia misaotra; raha enjehina, dia miaritra; raha tenenina mafy dia mamaly teny moramora kosa; atao toy ny faditr’izao tontolo izao izahay, dia faikan’ny olona rehetra, mandrak’ankehitriny. >> Asa na misy kristiana maro ankehitriny izay afaka hilaza…

Jeremia 29:11

Publié par FLM Le Mans le 27/01/202027/01/2020 dans VATSY ANIO

<< Izaho hanome anareo fanantenana ny amin’ny farany. >> Amin’ny Zanak’Andriamanitra dia misy mandrakariva ny fanantenana ny amin’ny ho avy, ka ny famoizam-po ario. Aza mitahiry ny fotoanao maizina efa lasa. Aza mibanjina foana ny zava-manahirana. Aza mamerimberin-kevitra ny amin’ny…

Matio 5 : 3

Publié par FLM Le Mans le 26/01/202026/01/2020 dans VATSY ANIO

 » Sambatra ny malahelo am-panahy fa azy ny fanjakan’ny lanitra » Izany no lalàna ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra voalazan’i Jesosy am-panahy. Ireo malahelo am-panahy ireo dia manahy fa sao tsy hahazo ny fahasambarana mandrakizay, satria mahalala ny tsy fahombiazany. Mihevitra ny tenany…

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
janvier 2020
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031  
« Nov   Fév »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY