« Fa manana izao rakitra izao amin’ny vilany tany izahay mba ho an’Andriamanitra ny halehiben’ny hery, fa tsy ho avy aminay » II Korintiana 4.7 Saiky misalasala matetika isika amin’ny ananantsika izao rakitra izao satria malemy dia malemy ny vilany tany misy…