« Jehovah hanome hery ny olony, Jehovah hitahy ny olony amin’ny fiadanana. » Salamo 29.11 Manolotra fanomezana roa lehibe anao Andriamanitra anio, dia hery sy fiadanana. Raha mahatsiaro reraka sy sasatra hianao,dia manantona an’Andriamanitra Tomponao. Manome toky Izy fa hanome hery ny…