« Efa nomeko azy ny teninao » Jaona 17.14 Izany no vavaka nataon’i Jesosy ho an’ny mpianany tamin’ny alina alohan’ny nijaliany. Izy handeha fa ny mpianany hijanona eto amin’ity tany feno loza sy rakotry ny ratsy ity. Jesosy mieritreritra izay hahavoaro azy…