« Dia namaly Hana ka nanao hoe : Vehivavy malahelo fanahy aho, fa tsy nosotro divay na toaka tsy akory, fa mamoaka ny ato am-poko eto anatrehan’i Jehovah aho. Dia namaly Ely ka nanao hoe : Mandehana soaman-tsara ary homen’Andriamanitry ny Isiraely anao…