« Ary ny fiadanan’Andriamanitra izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin’i Kristy Jesosy » Matetika dia misy fisentoana ao am-pontsika hoe: Hataoko ahoana no hahatonga ny hevitro ho madio. Sarotra moa ny mamolaka ny hevitsika…