« Lasa nandeha hiatrano amin’izay lehilahy mpanota Izy » Lioka 19.7 Tao amin’i zakaiosy no nidiran’i Jesosy tamin’izany, fa anio kosa ho ao aminao. Tsy tonga mba histidika anao vetivety fotsiny amin’ny fandalovany Izy, fa te-hiatrano ao aminao mihitsy, te-hiara-mipetraka aminao, te-ho…