« Iza no lehilahy matahotra an’Andriamanitra ? Izy no hampianariny izay làlana tokony hofidiany » Salamo 25.12 Mahery tokoa ny finoana ka ahazoana izay irina. Amin’ny fanjakan’Andriamanitra dia tena làlana ny hoe : tongava aminareo araka ny finoanareo. Mampihetsika ny herin’Andriamanitra Tsitoha ny finoana….