» Ary hoy Abrahama tamin’i Lota: Aoka re mba tsy hisy ady amintsika roalahy, fa mpirahalahy isika. Raha hianavaratra hianao dia hianatsimo kosa aho; raha hianatsimo hianao dia hianavaratra aho ». Tenin’ Andriamanitra aminao koa anio ny hoe: Tsy mendrikka amin’ny…
Mois : août 2020
» Fa Andriamanitra, Izay efa nampionona ny mpandefitra, no efa nampionona anay … » Ry havana azon’ny hakiviana. Tonga mampionona anao ny Tompo ankehitriny. Tsy manome tsiny anao noho hianao kivy ny Tompo. Fantany hianao fa efa tonga olona koa Izy…
» Izy izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, mihoatra lavitra noho izay angatahintsika na heverintsika aza; ho Azy anie ny voninahitra ». Mihoatra noho ny zavatra rehetra! Araka ny hevitsika olombelona dia tsy misy ny hoe: Manao mihoatra noho…
« Ny fiangonana izay tenany, dia fahafenoan’Izay mameno izao zavatra rehetra izao amin’ny rehetra ». Mameno ny mino Azy Kristy. Monina ao amin’ny fiangonany Izy. Ao amin’izany fiangonana izany ny olo-mino tsirairay dia mitady hery amin’ny fiombonana masina sy amin’ny fandraisana ny…
» Aza manakisaka ny faritany ela izay nataon’ny razanao ». Mampidi-doza amin’izay manao azy ny manakisaka faritany ela na tsy misy olona mahalala ny anaovana izany aza. Fandrika sy tonta hahavoa ny manao izany. Raha ny momba ny ara-panahy dia vao…
» Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody fa ny marary « . Naman’ny marary va hianao? Tsy ny karazan’aretina no fototry ny fanontaniana eto. Samy hafa ny karazan’aretina na karazan-javatra mampiferinaina. Mazana tsy mitovy ny hamafin’ny fitolokon’ny marary eo am-parafara…
« Fa satria nalaim-panahy ny tenany tamin’ny fahoriana nentiny dia mahavonjy izay alaim-panahy koa Izy ». Mijaly ny alaim-panahy fa sady alaim-panahy no iharan’ny fijaliana. Ny zanak’ Andriamanitra mahalala fa tarihin’ny sitrapon’ny tenany hanota, nefa ankahalain’ny fanirian-dratsy izy. Ary amin’izany fotoana itarihana…
« Ampy ho anao ny fahasoavako ». Teny lehibe mampiravoravo tokoa ity hoe: Fahasoavana. Ho an’ny olona rehetra izany, dia izay rehetra te-hahazo sy te-handray azy. Amin’ireny fahasoavana ireny, dia tahaka ny tànana mangaoka ny fahotan’ny olona hatramin’ny fanambaniny, ka manandratra izany…
« Rehefa natao tanteraka Izy dia tonga loharanon’ny famonjena mandrakizay ho an’izay manaraka Azy ». Rehefa natao tanteraka Izy, izany hoe: Amin’ny fanoavana. Na dia Zanak’ Andriamanitra aza Jesosy, dia nianatra fanoavana. Tamin’ny fijaliana no nianarany izany. » Fa miendrika ny hahatanteraka…
» Raha mita ny rano hianao dia homba anao Aho; raha mita ny ony hianao, dia tsy hanafotra anao izy; raha mandeha mamaky ny afo hianao dia tsy ho may; ary tsy hirehitra ny lelafo; fa Izaho Jehovah Andriamanitrao, dia…