» Hianao mampisikina ahy hery hiady « . Sarotra ny adim-piainana. Ilana hery ny hiady. Maro ny mpiady sasatra eto amin’ity tany ity. Tahaka izany koa ny ao amin’ny fanjakan’ Andriamanitra. Ny zava-dratsy rehetra dia fahavalontsika. Noho izany dia mafy ny…