» Indro, mipi-maso ihany ny fahatezerany; nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany ( na ny fahasoavany ). « Mifanohitra ny hoe: Indray mipi-maso sy ny mandritra ny andro iainana. Inona ny indray mipi-maso, raha ampitahaina amin’ny mandritra ny…