» Dia nampietreny tamin’ny fahoriana ny fony « . Mafy noho ny vy ny fon’ny zanak’olombelona. Feno fahendrena sy be fitiavana Andriamanitra, ka te-hanome saina ny olona. Tsy tanteraka izany anefa raha tsy torotoro na mietry izany fo mafy izany. Na…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11