» Jehovah no fiarovana mafy ho an’ny aiko « . Mila fiarovana aho, satria manana fahavalo maro sy mahery izay mikendry hanisy ratsy ahy, eny, mitady hamono ahy aza. Reko matetika ny fikendreny hamely ahy. Izaho koa dia osa sy tsy…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11