» Ary amin’izany dia tokony hotandremantsika mafimafy kokoa izay efa rentsika, fandrao hindaosina hiala aminy isika. » Voalaza eto hoe: Fandrao hindaosina hiala isika. Hasiana ohatra ny hoe hindaosina, dia ity: Raha tonga ao ambonin’ny rano maria na riaka ny lakana,…