» Aoka ny endrikao no hahafa-po ahy, raha mifoha « . » Raha mifoha aho » – mifoha avy amin’ny torimaso-panahy renoky ny fahotana, donton’ny zavatr’ ity tany mandalo ity, voasinton’ny zavatra mora levona. – Raha mifoha hianao dia hahita Azy,…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11