» Miderà an’i Jehovah fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony ». Ity Salamo 136 ity dia misy and. 26. Ary samy hafa ny hevitra ao amin’ny isan’ andininy. Nefa ny fiafaran’ny andininy rehetra tsirairay dia ny hoe: Mandrakizay ny famindrampony….
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11