« Fa satria nalaim-panahy ny tenany tamin’ny fahoriana nentiny dia mahavonjy izay alaim-panahy koa Izy ». Mijaly ny alaim-panahy fa sady alaim-panahy no iharan’ny fijaliana. Ny zanak’ Andriamanitra mahalala fa tarihin’ny sitrapon’ny tenany hanota, nefa ankahalain’ny fanirian-dratsy izy. Ary amin’izany fotoana itarihana…