Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : août 2020

Salamo 30:5

Publié par FLM Le Mans le 21/08/202021/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Indro, mipi-maso ihany ny fahatezerany; nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany ( na ny fahasoavany ). «  Mifanohitra ny hoe: Indray mipi-maso sy ny mandritra ny andro iainana. Inona ny indray mipi-maso, raha ampitahaina amin’ny mandritra ny…

Salamo 107:12

Publié par FLM Le Mans le 20/08/202020/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Dia nampietreny tamin’ny fahoriana ny fony « . Mafy noho ny vy ny fon’ny zanak’olombelona. Feno fahendrena sy be fitiavana Andriamanitra, ka te-hanome saina ny olona. Tsy tanteraka izany anefa raha tsy torotoro na mietry izany fo mafy izany. Na…

2 Samoela 22:40

Publié par FLM Le Mans le 19/08/202019/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Hianao mampisikina ahy hery hiady « . Sarotra ny adim-piainana. Ilana hery ny hiady. Maro ny mpiady sasatra eto amin’ity tany ity. Tahaka izany koa ny ao amin’ny fanjakan’ Andriamanitra. Ny zava-dratsy rehetra dia fahavalontsika. Noho izany dia mafy ny…

Eksodosy 14:22

Publié par FLM Le Mans le 18/08/202018/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Dia nandeha teo afovoan’ny ranomasina nandia ny tany maina ny zanak’ Israely; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin’ny ankavanany sy teo amin’ny ankaviany « . Mahatalanjona ny famonjen’ i Jehovah. Ny rano tokony ho nilentehan’ny Israely…

Salamo 136:1

Publié par FLM Le Mans le 17/08/202017/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Miderà an’i Jehovah fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony ». Ity Salamo 136 ity dia misy and. 26. Ary samy hafa ny hevitra ao amin’ny isan’ andininy. Nefa ny fiafaran’ny andininy rehetra tsirairay dia ny hoe: Mandrakizay ny famindrampony….

Salamo 27:1

Publié par FLM Le Mans le 16/08/202016/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Jehovah no fiarovana mafy ho an’ny aiko « . Mila fiarovana aho, satria manana fahavalo maro sy mahery izay mikendry hanisy ratsy ahy, eny, mitady hamono ahy aza. Reko matetika ny fikendreny hamely ahy. Izaho koa dia osa sy tsy…

Hebreo 2:1

Publié par FLM Le Mans le 15/08/202015/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary amin’izany dia tokony hotandremantsika mafimafy kokoa izay efa rentsika, fandrao hindaosina hiala aminy isika. » Voalaza eto hoe: Fandrao hindaosina hiala isika. Hasiana ohatra ny hoe hindaosina, dia ity: Raha tonga ao ambonin’ny rano maria na riaka ny lakana,…

1 Samoela 2:4

Publié par FLM Le Mans le 14/08/202014/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Tapaka ny tsipikan’ny olo-mahery, ary izay mila ho reraka dia sikinana hery « . Na dia lehibe aza ny herin’ny olona lavitra an’ Andriamanitra, dia ho tonga tsinontsinona.  » Tapaka ny tsipikan’ny olo-mahery » hoy ny teny eto. Ka aza matahotra…

Jaona 3:30

Publié par FLM Le Mans le 13/08/202013/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Izy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena. » Tsy azo atao ny voalohany raha tsy eo ny faharoa. Ny olona tena zanak’ Andriamanitra dia maniry indrindra ny hahalehibe an’i Kristy ao am-pony. Vitsy anefa ny te-ho kely…

2 Korintiana 6:10

Publié par FLM Le Mans le 12/08/202012/08/2020 dans VATSY ANIO

 » Tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny malahelo, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na dia kely akory aza, nefa manana ny zavatra rehetra. » Mba misy fiarovan-tsaina ihany ao am-pon’ny kristiana marina. Kivy ny maro mahatsapa…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3 Page 4

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • Fankalazana Noely 2020
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
août 2020
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31  
« Juil   Sep »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY