» Tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny malahelo, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na dia kely akory aza, nefa manana ny zavatra rehetra. » Mba misy fiarovan-tsaina ihany ao am-pon’ny kristiana marina. Kivy ny maro mahatsapa…