» Izy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena. » Tsy azo atao ny voalohany raha tsy eo ny faharoa. Ny olona tena zanak’ Andriamanitra dia maniry indrindra ny hahalehibe an’i Kristy ao am-pony. Vitsy anefa ny te-ho kely…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11