» Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin’ny zavatra rehetra ka hitombo amin’ny asa tsara rehetra. » Manana ny ampy ny kristiana. Rainy Andriamanitra; ka dia manana ny Ray tena mpanankarena sy be…