» Dia nandeha teo afovoan’ny ranomasina nandia ny tany maina ny zanak’ Israely; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin’ny ankavanany sy teo amin’ny ankaviany « . Mahatalanjona ny famonjen’ i Jehovah. Ny rano tokony ho nilentehan’ny Israely…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11