» Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe » . Indraindray dia misy zavatra ariantsika, satria tsy misy ilàna azy intsony. Mazàna tsy mba toy izany no anariana ny fahasahiantsika. Mety ho lasa ny fahasahiantsika noho ny tsi-iarovantsika…