» Aoka isika hanadio ny tenantsika ho afaka amin’ny fahalotoana rehetra, na amin’ny nofo na amin’ny fanahy, ka hahatanteraka ny fahamasinana amin’ny fahatahorana an’ Andriamanitra « . Momba ny fiainana kristiana ny tahotra an’ Andriamanitra. Raha maty ao am-pon’ny olona ny…
Mois : août 2020
» Aiza no hahamarina ny zanak’ olombelona eo anatrehan’ Andriamanitra ? Raha te-hifandahatra aminy Izy, dia tsy mahavaly teny Azy na dia iray amin’ny arivo aza. Hendry am-po Izy sady matanjaka amin’ny hery « . Raha sarotra loatra ny fitondran’ Andriamanitra…
» Ary nony efa hamoaka azy Heroda, dia natory teo anelanelan’ny miaramila roa lahy Petera tamin’iny alina iny, sady voafatotra tamin’ny gadra roa izy; ary nisy mpiambina niambina ny tranomaizina teo am-baravarana « . Odray, alina maizina tokoa. Fa nony ampitso…
» Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe » . Indraindray dia misy zavatra ariantsika, satria tsy misy ilàna azy intsony. Mazàna tsy mba toy izany no anariana ny fahasahiantsika. Mety ho lasa ny fahasahiantsika noho ny tsi-iarovantsika…
» Andriamanitry ny fahasoavana rehetra « . Fahasoavana rehetra. Fahasoavana ho an’ny mpanota rehetra tsy ankanavaka na lahy na vavy. Andriamanitra tsy manisa na tsy mihevitra ny fanompoana Azy ho zava-dehibe ambony hahatonga Azy hanisy soa na hahatonga Azy hamela heloka…
» Fa ny làlan’ny marina dia toy ny fipoak’andro maraina izay mihamazava mandra-pitataovovonan’ny andro « . Tsara tokoa ny mandeha amin’ny làlana mazava, ary vao mainka tsara raha mihamazava miandalana izy. Izao kosa no voalaza momba ny làlan’ny ratsy fanahy araka…
» Ary ny iva razana amin’izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidian’ Andriamanitra dia ny atao ho tsy misy aza mba hahafoana ny misy « . Tahaka izany Andriamanitra. Miandany amin’ny mahantra Izy, ka miandany aminao koa. Manatona hampionona anao…
» Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin’ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin’ Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra « . Tian’ny Tompo homena anao ity teny ity anio; satria hitany fa mila…
» Aoka ny endrikao no hahafa-po ahy, raha mifoha « . » Raha mifoha aho » – mifoha avy amin’ny torimaso-panahy renoky ny fahotana, donton’ny zavatr’ ity tany mandalo ity, voasinton’ny zavatra mora levona. – Raha mifoha hianao dia hahita Azy,…
» Maty isan’andro aho « . Samy ho faty isika rehetra. Nantsoina ho faty ny kristiana – ho faty isan’andro. Mananontanona antsika ilay zavatra mahatsiravina dia ny fahafatesana. Hanorotoro antsika izy ka hahatonga antsika ho vovoka. Ny fahafatesana isan’ andro izay…