» Tapaka ny tsipikan’ny olo-mahery, ary izay mila ho reraka dia sikinana hery « . Na dia lehibe aza ny herin’ny olona lavitra an’ Andriamanitra, dia ho tonga tsinontsinona. » Tapaka ny tsipikan’ny olo-mahery » hoy ny teny eto. Ka aza matahotra…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11