Aller au contenu

FLM Le Mans

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11

  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY

Mois : septembre 2020

Tononkiran’ i Solomona 2:4

Publié par FLM Le Mans le 18/09/202018/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary ny fanevany eo amboniko dia fitiavana. «  Mitsangana eo ambonin’ny lohako ny faneva. Fanevan’ Andriamanitra izany. Mamirapiratra noho ny tanamasoandro izy ka velarin’ ny rivotry ny fahavaratra mba ho hita daholo ny endriny. Nony mihamafy ny rivotra dia…

Asa 12:10

Publié par FLM Le Mans le 17/09/202017/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Fa rehefa nandalo ny fiambenana voalohany izy, dia tonga teo amin’ ny vavahady vy izay mahazo ny làlana ho any an-tànana, ary nivoha ho azy, io mba halehany . «  Sarotra mihitsy ny manoloana ny vavahany vy mihidy. Raha…

Lioka 17: 17-18

Publié par FLM Le Mans le 16/09/202016/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Dia namaly Jesosy ka nanao hoe : Tsy efa voadio avokoa va izy folo lahy ? Fa aiza ny sivy ? Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an’ Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va ?…

Isaia 38:14

Publié par FLM Le Mans le 15/09/202015/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Jehovah ô, ory loatra aho; aoka hiantoka ahy Hianao. «  Tenin’ i Hezekia mpanjaka ity, raha nilazan’ Andriamanitra izy, fa ho faty. Ary afa-tsy Hezekia dia arivoarivo ny olom-pantatsika manahy raha mahalala fa akaiky azy ny fahafatesana. Mahatahotra ny…

Matio 9:9

Publié par FLM Le Mans le 14/09/202014/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Andeha hanaraka Ahy «  Tenin’ i Jesosy tamin’ i Matio izany. Fohy tsy misy fanazavana ; tsy misy fifanekena mialoha, teny tsotra fa hoe : Manaraha Ahy. Isika koa ataon’ i Jesosy hoe : Manaraha Ahy. Ilaozy ny tsy…

Jaona 6:37

Publié par FLM Le Mans le 13/09/202013/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Ary izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy « . Fanasana be voninahitra sy fitsarana mampanetry tena no voalaza eto. Nisy antony handroahana ahy, fa raha tsy izany dia tsy misy antony ho nilazan’ i Jesosy ity teny…

Salamo 126:5-6

Publié par FLM Le Mans le 12/09/202012/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Izay mamafy am-pitomaniana dia hijinja am-pifaliana. Mandeha mitomany mitondra ny voa afafy izy, fa miverina mitondra ny amboarany amin’ ny fihobiana kosa  » . Maro ny olona mafy fo tahaka ny tany voahitsakitsaka mandritra ny fotoana ela. Na dia…

Jaona 4:50

Publié par FLM Le Mans le 11/09/202011/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Andeha mody ; velona ny zanakao. Ary ralehilahy nino ny teny izay nolazain’ i Jesosy taminy ka dia lasa nody « . Ity lehilahy tandapa voalaza eto ity dia tsy niankina tamin-javatra hafa hahavelona ny zanany afa-tsy Jesosy irery ihany….

Kolosiana 1:24

Publié par FLM Le Mans le 10/09/202010/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Ankehitriny dia mifaly amin’ ny fiaretako ho anareo aho ary mahatanteraka ao amin’ ny nofoko izay tsy vita tamin’ ny fahorian’ i Kristy ho an’ ny tenany « . Hay ve mbola misy zavatra tsy ampy amin’ ny fijalian’ i…

Romana 4:7-8 ; Salamo 32:12

Publié par FLM Le Mans le 09/09/202009/09/2020 dans VATSY ANIO

 » Sambatra izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Sambatra izay olona tsy hisain’ i Jehovah heloka « . Eny, sambatra tokoa ny voavela heloka. Izay zavatra mahatonga tsy fahasambarana dia ny fahotana. Tsy misy na inona na inona mahatonga…

Navigation des articles

Page 1 Page 2 Page 3

Generic selectors
Exact matches only
Search in title
Search in content
Post Type Selectors

Fotoam-pivavahana

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia ao @ Eglise Saint-Lazare, 72100 Le Mans.

  • Sekoly Alahady : 10h
  • Fiangoanana : 11h

Adresse:

Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Toriteny Volana Novambra (Pastora Solohery)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/12/toriteny-Novembre-.mp3

Hira faneva fanokanana FLM Le Mans (Instrumental)

https://www.flmlemans.org/wp-content/uploads/2018/10/TANO-MAFY.mp3

RAKITSARY

  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • 09-12-2018 : Fankalazana ny faha-herintaona FLM Le Mans
  • Fitsangatsanganana "Lundi de Pentecôte"
  • Fankalazana Noely 2020
  • Fitsangatsanganana FLM Le Mans
  • 10-12-2022 : Fankalazana ny faha dimy taona FLM Le Mans

Toriteny Fanokanana FLM Le Mans

https://www.youtube.com/watch?v=NgbZlnhB5nU&t=226s
septembre 2020
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930  
« Août   Oct »
RSS
Follow by Email
Facebook
Facebook
fb-share-icon

Ny fotoam-pivavahana isaky ny Alahady dia manomboka @ 11 ora, ny sekoly alahady dia manomboka @ 10 ora, toerana : Rue de l’Eglise Saint-Lazare, Le Mans 72100

Copyright © AM FLM Le Mans | Tous droits réservés.
Thème Fashify par FRT
Fiangonana Loterana Malagasy
  • FANDRAISANA
  • VAOVAO
  • VATSY ANIO
  • FAMPIANARANA
  • SAMPANA
    • FIFIL
    • KTLM
    • SALOMA
    • FBL
  • SAMIHAFA
    • FANDAHARANA
    • PERIKOPA
      • TRANOMBOKY
  • TRANOMBOKY