» Andriamanitra manome malalaka ho an’ ny olona rehetra sady tsy mandatsa. « Misy fanomezana izay mampijaly eo am-pandraisana azy. Eo am-panolorana azy dia mety misy teny mampiseho fa tsy mendrika hahazo ilay mpandray. Mety misy teny koa mampahatsiaro azy…