» Ary ny fanevany eo amboniko dia fitiavana. « Mitsangana eo ambonin’ny lohako ny faneva. Fanevan’ Andriamanitra izany. Mamirapiratra noho ny tanamasoandro izy ka velarin’ ny rivotry ny fahavaratra mba ho hita daholo ny endriny. Nony mihamafy ny rivotra dia…