» Ankehitriny dia mifaly amin’ ny fiaretako ho anareo aho ary mahatanteraka ao amin’ ny nofoko izay tsy vita tamin’ ny fahorian’ i Kristy ho an’ ny tenany « . Hay ve mbola misy zavatra tsy ampy amin’ ny fijalian’ i…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11