» Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka « . Jesosy nanao fanoharana ny amin’ ilay mpitsara tsy marina sy ilay mpitondratena tsy nitandro henatra. Manaraka izany dia hoy Izy : Fa…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11