» Fa rehefa nandalo ny fiambenana voalohany izy, dia tonga teo amin’ ny vavahady vy izay mahazo ny làlana ho any an-tànana, ary nivoha ho azy, io mba halehany . « Sarotra mihitsy ny manoloana ny vavahany vy mihidy. Raha…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11