» Andeha mody ; velona ny zanakao. Ary ralehilahy nino ny teny izay nolazain’ i Jesosy taminy ka dia lasa nody « . Ity lehilahy tandapa voalaza eto ity dia tsy niankina tamin-javatra hafa hahavelona ny zanany afa-tsy Jesosy irery ihany….
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11