» Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin’ny nofo, dia irak’ i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho « . Zava-dehibe amin’ Andriamanitra ny mitana antsika amin’ny toerana tandrify antsika, satria na zavatra kely aza…