» Ary izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy « . Fanasana be voninahitra sy fitsarana mampanetry tena no voalaza eto. Nisy antony handroahana ahy, fa raha tsy izany dia tsy misy antony ho nilazan’ i Jesosy ity teny…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11