» Izay mamafy am-pitomaniana dia hijinja am-pifaliana. Mandeha mitomany mitondra ny voa afafy izy, fa miverina mitondra ny amboarany amin’ ny fihobiana kosa » . Maro ny olona mafy fo tahaka ny tany voahitsakitsaka mandritra ny fotoana ela. Na dia…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11