» Andeha hanaraka Ahy « Tenin’ i Jesosy tamin’ i Matio izany. Fohy tsy misy fanazavana ; tsy misy fifanekena mialoha, teny tsotra fa hoe : Manaraha Ahy. Isika koa ataon’ i Jesosy hoe : Manaraha Ahy. Ilaozy ny tsy…
"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" Apk. 3:11